Ranomasina Baltika : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
(Replacing BalticSea_March2000_NASA-S2000084115409_md.jpg with File:BalticSea_March2000_NASA-S2000084115409.png (by CommonsDelinker because: Duplicate: Exact or scaled-down duplicate: [[:c::File:BalticSe)
[[Sary:BalticSea March2000 NASA-S2000084115409.png|170px291x291px|thumb|ankavanana|Ny ranomasina Baltika (sarin'i NASA)]]
 
Ny '''ranomasina Baltika''' dia [[ranomasina]] iray eo amin'ny faritra Avaratr'i [[Eoropa]]. Ny firenena manana amorontsiraka amin'ny ranomasina Baltika dia i [[Alemaina]], i [[Danmarka]], i [[Rosia]], i [[Soeda]], i [[Finlandy]], i [[Litoania]], i [[Estonia]], i [[Letônia]] ary i [[Polonia]]. Zato tapitrisa no isan'ny mponina miaina manodidonmanodidin'ny Ranomasina Baltika.
 
== Fihaviana ==
 
Ny ranomasina Baltika dia, tamin'ny voalohany, dia velaran-dranomamy lehibe vokatry ny fitsonihan'ny ranomandry nandrakotra an'i [[Eoropa Avaratra]] tamin'ny [[TaonaVanimpotoan'ny Mangatsiaka]]Ranomandry farany iray10 alina000 taona lasa izay. Tsy nikasika ny Ranomasinaranomasina ilay velaran-drano tamin'ny voalohany. Nivadika ranomasina ny ranomasina Baltika tamin'ny faran'ny TaonaVanimpotoan'ny MangatsiakaRanomandry.
 
== Jeografia ==
[[Sary:Locatie Oostzee.PNG|Ranomasina Baltika ao Eoropa|left|220px|thumb]]
Ny ranomasina Baltika dia atao hoe farihy ''proglaciaire'' tamin'ny andro taloha. Nivadika Ranomasinaranomasina ny Ranomasinaranomasina baltika tamin'ny fialan'ny ranomandry ary ny fitatryfiitatry ny tany manodidona (antsoina hoe ''izôstazia'', izany hoe mitatramiitatra ireo tany voapotsitra rehefa tsy voapotsitra intsony).
 
=== Velarantany ===
Ny velarantan'ny ranomasina Baltika dia dimy450 alina000 sy efatra hetsy kilometatra toradroakm<sup>2</sup> raha isaina ny Kattegat.
 
=== Hasira ===
Ny hasiran'ny ranomasina Baltika dia folo10 grama isaky ny litatrag/l. Izany hoe ampahan-telonampahatelon'ny hasira salasalansalan-kasiran'ny ranomasimbe rehetra eto an-Tany.
 
{{vangovango}}
14 683

modifications