Ranomasina Mediteranea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 169 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q4918 (translate me)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Mediterranean Sea surface.jpg|thumb|220px348x348px|ankavanana|Ny tôpôlôjian'ny ranomasina Mediteranea]]
 
Ny '''Ranomasina Mediteranea''' dia ranomasina any atsimo andrefan' [[Eorazia]], ary [[ranomasina]] any avaratryavaratr'i ny [[Afrika]]. Ny halavany avy any andrefana hatrany atsinanana dia misy efatra4 arivo000 km kilometatra, ary 18001 kilometatra800 km ny halalany.
 
Ny ranomasina Mediteranea dia manasaraka ny kontinenta [[Afrika|Afrikanina]]nina sy ny kontinenta [[Eoropa|Eoropeanina]]. Ny [[ismanandilan-tanin'i Suez]] fotsiny ny tany ifandraisan'nyi Afrika sy ny kontinenta Eorazianina. Ny detroitandilan-ndrfanomasin'nyi Gibraltar dia manasaraka nyan'i [[Espaina]] sy nyi Afrika Avaratra, 14 kilometatra monja ny halaviran'nyi Afrika avaratra sy nyi [[Eoropa]] Andrefana]].
 
Ny anarana ''Mediteranea'' dia midika « "ranomasina eo anivon'ny tany »", na ''mare medi tera'' amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] (arakaraka an'i Isidora Isidoreavy deany SevilleSevila tamin'ny taonjaoto faha 7).
 
NandritryNandritra ny taona[[Andro talohaTaloha]], ny ranomasina Mediteranea dia lalan'ny sambo sy lalan'ny entanaentan-barotra, afahanahafahan'ny fifandraisana ara-barotra sy ara-kolontsaina anelanelaneo amin'ny mponina mipetraka manodidinmanodidina an'nyi Mediteranea - ny kolontsain'nyi [[Mezopotamia|Mezôpôtamia]], nyi Ejipta, ny kolontsaina [[Semita (vahoaka)|semitika]], [[persana]], [[Fenisianina (vahoaka)|fenisianina]], kartajinianina, [[Grika (vahoaka)|grika]] ary [[Romana (vahoaka)|romana]]. NytantaranNy tantaran'nyi Mediteranea dia zava-dehibe amin'ny fiaviana sy ny fivoaran'ny haifomba any Andrefana.
 
== Etimôlôjia ==
Andalana faha-13:
[[Sary:Mer mediterranee.JPG|220px|ankavanana|thumb|Ny ranomasina Mediteranea hita avy ao Menton, eo Frantsa]]
 
Ny teny Mediteranea dia avy amin'ny teny latina ''meditarraneus'' midika « "eo anivon'ny tany »", eo anivon'ny « "tontolo fantatra »" (fantatry ny eoropeanina) mazava ho azy, ao amin'ny teny hioe ''Mediteranea'' dia misy fototeny roa : ''medius'' ho an'ny ("anivo") ary ''terra'' ho an'ny ("tany").
 
* Ny salasalan'ny halalin'ny ranomasina Mediteranea dia misy 1 500 metatram eo ho eo. Ny tena [[faritra]] lalina indrindra dia ny ranomasina Ionianina (-5 121 m).eo amin'ny ranomasina Ionianina eo amin'ny halon'ny Matapan (aikaikin'ny Pelôpônezy).
 
* Ny velaran'ny ranomasina Mediteranea dia misy 2,5 tapitrisa km² (3 tapitrisa miaraka amin'ny ranomasina Mainty, 1%-n'ny tontalin'ny ranomasina
 
* Ny hadiriny dia misy 3,7 tapitrisa {{km3}}
 
Ny ranomasina Mediteranea dia manana halalina 1 500 metatra ary ny [[faritra]] lalina indrindra dia misy 5 121 metatra eo amin'ny ranomasina Ionianina eo amin'ny halon'ny Matapan (aikaikin'ny Pelôpônezy). Ny halavan'ny amorontsiraka dia misy 46 000 kilometatra. Ny ranomasina Mediteranea dia misy dobo roa : ny voalohany dia manana velarana 0,85 tapitrisa {{km2}} ary ny faharoa dia manana velarana 1,65 tapitrisa {{km2}}.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Ranomasina]]
{{vangovango}}