Boky voalohan' ny Makabeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-3:
 
== Fanoratana ny boky ==
Asa soratry ny mpanidrahindrampanindrahindra tanindrazana ny Boky voalohan'ny Makabeo izay nosoratan'olon-tsy fantatra nafana fo tamin'ny fanohanana ny fianakavia-mpanjaka hasmoheana. Nifototra tamin'ny tahirin-kevitra ofisialy ny fitantarany. Manodidina ny taona 100 tal. J.K. no nanoratana ilay boky, taorian'ny nahafatesan'i Simona sy talohan'ny nidiran'i Pompeio an-tsehatra tao Jerosalema tamin'ny taona 63 tal. J.K., satria miseho ho mankasitraka an'i Roma ny mpanoratra<ref><small>Édouard Will, ''Histoire politique du monde hellénistique, 323-30 av. J.-C.'', Éditions du Seuil, 2003 (<abbr>1re</abbr> <abbr>éd.</abbr> 1966-1967) (<nowiki>ISBN 978-2020603874</nowiki>), <abbr>p.</abbr> 326</small></ref>. Dikan-teny grika avy amin'ny soratra hebreo no endrik'io boky io voatahiry, angamba ny Horonan-tsoratrynytsoratry ny Hasmoneana izany, izay lazain'i [[Flavio Josefa]] fa fivakina tamin'ny vanimpotoan'ny [[Tempoly Faharoa]].
 
== Votoatin'ny boky ==