Simôna Makabeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Simon-Maccabaeus.jpg|vignette|258x258px]]
I '''Simona Makabeo''' dia zanaka lahin'i [[Matatià]] (na Matatiasy) sady mpandimby an'i Jonatàna rahalahiny. Tamin'ny taona 142 tal. J.K. izy dia nanao fifanarahana tamin'ny fanjakana siriana fa i [[Jodea]] (na Jodia) dia hatao fanjakana mahaleo tena. Noroahina hiala amin'ny tanànan'i Jerosalema ny Siriana rehetra. Tamin'ny taona 141 dia nivory ny vahoaka sy ny mpisorona jiosy rehetra ka nifidy an'i Simona ho mpisoronabe sady ho mpanapaka (governora), ka nanomboka tamin'izay ny raharahan'ny mpisoronabe sy ny an'ny governora dia nifandovan'ny fianakavian'i Simona, izay atao hoe [[Hasmoneana]]. Rehefa nanapaka nadritranandritra ny enina taona i Simona dia novonoin'ny vinantolahiny, tamin'ny taona 135 tal. J.K. no nisehoan'izany.
 
Atao hoe שמעון התסי / ''Shimeon HaTasi'' izy amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]]''.''