Fiteny ladinô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny ladino''' na '''fiteny jodeo-espaniola''' dia fiteny avy amin'ny fifangaroan'ny [[fiteny kastilàna]] tranainy (ny [[fiteny espaniola]]) sy ny [[fiteny hebreo]]. Maro ny [[Jiosy sefarada]] taranak'ireo [[Jiosy]] voaroaka avy any [[Espaina]] tamin'ny taona 1492 izay miteny ladino ao amin'ny faritra midadasika amin'ny tany lemaka manodididina ny [[Ranomasina MediterneaMediteranea]]. Ny fiteny jodeo-espaniola dia tsy tokony hafangaro amin'ny [[fiteny jodeo-katalàna]] mifanakaiky aminy, ary ny hoe fiteny ladino dia tsy tokony hafangaro amin'ny [[fiteny ladîna]], izay [[fiteny reto-romana]] tenenin'ny olona ao amin'ny Dolomita italiana.