Aristôbolo II: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Aristobulus II.jpg|vignette|266x266px]]
I '''Aristobolo II''' dia mpanjakan'i [[Jodea]] (na Jodia) tao amin'ny fianakaviana [[hasmoneana]], zanaka lahin'i [[Aleksandro Janeo]] sy [[Salome Aleksandra]]. Nanongana ny rahalahiny [[Joany Hirkano II]] izy ary lasa mpanjakan'i Jodea tamin'ny taona 70 tal. J.K. ka i Hirkano II nataony [[Mpisoronaben'i Israely|mpisoronabe]].