Aristôbolo II: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Aristobolo II''' dia mpanjakan'i [[Jodea]] (na Jodia) tao amin'ny fianakaviana [[hasmoneana]], zanaka lahin'i [[Aleksandro Janeo]] sy [[Salome Aleksandra]]. Nanongana ny rahalahiny [[Joany Hirkano II]] izy ary lasa mpanjakan'i Jodea tamin'ny taona 70 tal. J.K. ka i Hirkano II nataony [[Mpisoronaben'i Israely|mpisoronabe]].
 
== Jereo koa ==
 
* [[Makabeo]]
 
* [[Bokin'ny Makabeo]]
* Ireo [[Hasmoneana]] nifandimby: [[Matatià]] - [[Jodasy Makabeo]] - [[Jonatàna Makabeo]] - [[Simona Makabeo]] - [[Joany Hirkano I]] - [[Aristobolo I]] - [[Aleksandro Janeo]] - [[Salome Aleksandra]] - [[Joany Hirkano II]] - [[Aristobolo II]] - [[Antigonosy II Matatià]]