Salôme Aleksandra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tantaran'ny Jiosy
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Salome Aleksandra''' dia mpajakavavin'i [[Jodea]] (na Jodia) teo anelanelan'ny taona 76 sy 67 tal. J.K., izay vadin'i [[Aristobolo I]] avy eo lasa vadin'i [[Aleksandro Janeo]] rehefa maty i Aristobolo I rahalahiny. Nanohana ny [[Fariseo]] (na Farizianina) i Salome ary ireo lohan'ny Fariseo no nataony mpanolotsainy tamin'ny politika anatiny. Maty i Salome taloha kelin'ny hipoahan'ny ady nifanaovan'ireo zanak'i [[Hirkano II]] sy i Aristobolo II.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Makabeo]]
 
* [[Bokin'ny Makabeo]]
* Ireo [[Hasmoneana]] nifandimby: [[Matatià]] - [[Jodasy Makabeo]] - [[Jonatàna Makabeo]] - [[Simona Makabeo]] - [[Joany Hirkano I]] - [[Aristobolo I]] - [[Aleksandro Janeo]] - [[Salome Aleksandra]] - [[Joany Hirkano II]] - [[Aristobolo II]] - [[Antigonosy II Matatià]]