Seleokosy II Kalinikosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanamarihana
Andalana faha-2:
I '''Seleokosy II Kalinikosy''' dia mpanjaka [[seleokida]] nanapaka tamin'ny taona 247 hatramin'ny 226 tal. J.K. Teraka tamin'ny taona 265 tal. J.K. izy ary maty tamin'ny taona 226 tal. J.K. I [[Antiokosy II Teosy]] no rainy ary i Laodike I no reniny. Nanambady an'i Laodike II izy dia niteraka zaza dimy ka isan'izany i Antiokisy (vehivavy) sy i [[Seleokosy III Sotera]] ary i [[Antiokosy III Lehibe]].
 
Tsy afaka nisakana an'ny [[farao]] Ptolemeosy III izay nitsofoka tao Siria sy i [[Mesopotamia]] i Seleokosy II nandritra ny ady fahatelo tao Siria izay naharitra hatramin'ny taona 246 tal. J.K. ka hatramin'ny taona 241 tal. J.K. Nomeny fahaleovan-tena ny BatrianaBaktriana<ref><small>Ny Baktriana dia vahoaka tao Baktria (grika: ''Βακτριανὴ'' / ''Baktrianê''), faritra misabaka eo anelanelan'i Afganistàna sy i Tadjikistàna ary i Ozbekistàna.</small></ref> sy ny Partiana (na Parta)<ref><small>Ny Partiana na Parta dia vahoaka empiran'i Partia izay nanana ny renivohitny tao amin'ny faritra avaratra atsinanan'i [[Iràna]] ankehitriny, tsy voafetran'io faritra io ilay empira fa nihoatra azy lavitra.</small> <br /></ref> tao atsinanana ary lasan'ny rahalahiny Antiokosy Hieraksa ny taniny tany [[Azia Minora]].
 
Maro ny korontana izay tsy mantsymaintsy nalaminy ka isan'izany ny tany amin'ny faritra andrefana izay nisakana azy tsy hanohy ny fanitarany ny fanjakany. Nampamonoiny ny vadiny Stratonike II izay nikononkonona ny hamono azy. Nianjera avy eny ambony soavaly izy tamin'ny taona 226 tal J.K. ka maty ary ny zanany [[Seleokosy III Sotera|Seleokosy III]] no nandimby azy teo amin'ny fitondrana.
 
== Loharano sy fanamarihana ==