Seleokosy II Kalinikosy: Fahasamihafan'ny versiona
Seleokosy II Kalinikosy (hanova)
Endrik'io pejy io tamin'ny 28 Aogositra 2019 à 08:52
, il y a 4 ansNanisy sary
Seleokida |
Nanisy sary |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Seleukos II Kallinikos, Tetradrachm, 246-225 BC, HGC 9-303p.jpg|vignette|397x397px|Vola amin'ny anaran'i Seleokosy II Kalinikosy]]
I '''Seleokosy II Kalinikosy''' dia mpanjaka [[seleokida]] nanapaka tamin'ny taona 247 hatramin'ny 226 tal. J.K. Teraka tamin'ny taona 265 tal. J.K. izy ary maty tamin'ny taona 226 tal. J.K. I [[Antiokosy II Teosy]] no rainy ary i Laodike I no reniny. Nanambady an'i Laodike II izy dia niteraka zaza dimy ka isan'izany i Antiokisy (vehivavy) sy i [[Seleokosy III Sotera]] ary i [[Antiokosy III Lehibe]].
Tsy afaka nisakana an'ny [[farao]] Ptolemeosy III izay nitsofoka tao Siria sy i [[Mesopotamia]] i Seleokosy II nandritra ny ady fahatelo tao Siria izay naharitra hatramin'ny taona 246 tal. J.K. ka hatramin'ny taona 241 tal. J.K. Nomeny fahaleovan-tena ny Batriana sy ny Partiana (na Parta) tao atsinanana ary lasan'ny rahalahiny Antiokosy Hieraksa ny taniny tany [[Azia Minora]].
|