Seleokôsy I: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Seleucus I Nicator ho Seleokosy I i Thelezifor : Atao malagasy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
{{infobox olona
|sary=
|anarana=SeleucusSeleokosy I NicatorNikatora
|teraka=1358 Janoarytal. -358J.K.
|maty=1281 Janoarytal. -281J.K
|firenena=MacedoniaMakedonia
|mpiaraka=
|asa=
Andalana faha-10:
|taona niasàna=
}}
I '''Seleokosy I Nikatora''' dia mpanjakan'i Siria tamin'ny taona 301 tal.J.K. hatramin'ny taona 280 tal. J.K. Niantomboka taminy ny fianakavia-mpanjaka atao hoe [[Seleokida]]. Teraka tamin'ny taona 358 tal. J.K. izy ary maty tamin'ny taona 280 tal. J.K. I Antiokosy no rainy ary i Laodike no reniny. I Apama sy i Stratonike I no vadiny. Niteraka an'i Antiokosy I sy an'i Akaiosy I ary i Fila I izy.
'''Seleucus I Nicator''' dia mizaka ny zom-pirenen'i [[Macedonia]] teraka ny 1 Janoary -358 ary maty ny 1 Janoary -281
 
==Ny fiainany manokana==
Talohan'ny naha mpanjaka azy dia mpitari-tafika (jeneraly) niaraka tamin'i [[Aleksandra Lehibe]] izy izay nahazo anjara tamin'ny fizaràna ny faritra nanjakan'i Aleksandra tamin'ny taona 321 tal. J.K. taorian'ny nahafatesan'itsy farany. Nanjary governoran'i [[Babilona]] izy sy mpanjakan'i Babilonia izy tamin'ny taona 312 tal. J.K.
I Antiochus no rainy. Ny zanany dia Antiochus I Soter, Achaeus. Ny rahalahiny sy/na ny rahavaviny dia Didymeia.
 
== Jereo koa ==
Tamin'ny taona 302 tal. J.K. izy dia nivondrona hanohitra an'i Makedonia ary tamin'ny taona 301 dia resin'izy ireo ny mpanjakan'i Makedonia atao hoe Antigonosy Monoftalmosy ary maty, ka dia izy no nahazo an'i Siria sy ny ampahany be amin'i Azia Minora. Nanao ny tenany ho mpanjakan'i Makedonia izy nefa ovonoin'i Ptolemaio Keraonosy taorian'izany.
* [[Biôgrafia]]
 
Nanorina tanàn-dehibe maro izy, ka isan'izany i [[Antiokia]] (na Antioka) sy ny tanàna hafa nampitondraina ny anarany toa an'i Seleokian'i Tigra sy i Seleokian'i Pieria. Nampanamboatra vola koa izy.
 
*
 
===Rohy ivelany===