Boky fahefatry ny Makabeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy zana-pizaràna
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
Lohahevi-dehiben’ny boky ny fijalian’ny maritiora (ny Makabeo) izay lazainy fa misolo ny fanompoana tokony hataon’ny firenena jiosy iray manontolo handiovana ny fahotany. Miezaka mampifandrindra ny foto-kevitra [[Platonisma|platonisiana]] sy [[Stoisisma|stoisiana]] amin’ny Lalàna jiosy ity boky ity mba hanehoany fa mifanojo ny fivavahana jiosy sy ny [[filozofia helenista]].
 
Mino ny [[Tsy feteza-maty|tsy feteza-matin'ny fanahy]] ny mpanoratra, nefa tsy miresaka ny [[fitsanganan'ny tena amin'ny maty]]<ref><small>The Access Bible (Oxford University Press, 1999), Apocrypha 330.</small></ref>. Ny fanahy tsara dia lazainy fa [[Fiainana mandrakizay|hiaina mandrakizay]] amim-pahasambarana miaraka amin'ireo patriarka sy Andriamanitra.
 
== Jereo koa: ==