Boky fahefatry ny Makabeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy zana-pizaràna
Andalana faha-1:
Ny '''Boky fahefatry ny Makabeo''' dia boky ao amin’ny [[Baiboly ortodoksa]] an'ny fiangonana any [[Jeorjia]] nefa tsy hita ao amin’ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] na ny [[Baiboly katolika]] sy [[Baiboly protestanta|protestanta]] izay manasokajy azy ho [[Boky apokrifa|apokrifa]] na [[Pseodepigrafa (protetantisma)|pseodepigrafa]]. Mamelabelatra ny lohahevitry ny fanajana ny [[Lalàn'i Mosesy|Lalàna]] izay manampy ny saina hifehy ny fihetseham-po io boky io. Derainy ny fahafatesan’ireo nanao sorona ny ainy voatantara ao amin’ny [[Boky faharoan'ny Makabeo]]. Ny faha maritiora dia endrika isehoan'ny eritreritra mifehy ny fihetseham-po tsy voasaina.
 
== Fitantarana ==
Voaresak'ity boky ity ny fotoana nanombohan’ny fanenjehana ny Jiosy nataon’ny mpanjakan’i Siria, dia i [[Antiokosy IV Epifanesy|Antiokosy Epifanesy]], nefa tsy miresaka ny amin’ny fanoherana nataon’ireo [[Makabeo]] izy. Lohahevi-dehiben’ny boky ny fijalian’ny maritiora izay lazainy fa misolo ny fanompoana tokony hataon’ny firenena jiosy iray manontolo handiovana ny fahotany. Miezaka mampifandrindra ny foto-kevitra [[Platonisma|platonisiana]] sy [[Stoisisma|stoisiana]] amin’ny Lalàna jiosy ity boky ity mba hanehoany fa mifanojo ny fivavahana jiosy sy ny [[filozofia helenista]].
Voaresak'ity boky ity ny fotoana nanombohan’ny fanenjehana ny Jiosy nataon’ny mpanjakan’i Siria, dia i [[Antiokosy IV Epifanesy|Antiokosy Epifanesy]], nefa tsy miresaka ny amin’ny fanoherana nataon’ireo [[Makabeo]] izy.
 
== Fampianarana ==
Voaresak'ity boky ity ny fotoana nanombohan’ny fanenjehana ny Jiosy nataon’ny mpanjakan’i Siria, dia i [[Antiokosy IV Epifanesy|Antiokosy Epifanesy]], nefa tsy miresaka ny amin’ny fanoherana nataon’ireo [[Makabeo]] izy. Lohahevi-dehiben’ny boky ny fijalian’ny maritiora (ny Makabeo) izay lazainy fa misolo ny fanompoana tokony hataon’ny firenena jiosy iray manontolo handiovana ny fahotany. Miezaka mampifandrindra ny foto-kevitra [[Platonisma|platonisiana]] sy [[Stoisisma|stoisiana]] amin’ny Lalàna jiosy ity boky ity mba hanehoany fa mifanojo ny fivavahana jiosy sy ny [[filozofia helenista]].
 
Mino ny tsy feteza-matin'ny fanahy ny mpanoratra, nefa tsy miresaka ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty<ref><small>The Access Bible (Oxford University Press, 1999), Apocrypha 330.</small></ref>. Ny fanahy tsara dia lazainy fa hiaina mandrakizay amim-pahasambarana miaraka amin'ireo patriarka sy Andriamanitra.
 
== Jereo koa: ==
Ligne 12 ⟶ 18 :
*[[Boky fahadimin'ny Makabeo]]
*[[Bokin'ny Makabeo]]
 
== Loharano ==