Boky faharoan' ny Makabeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Schnorr von Carolsfeld Bibel in Bildern 1860 157.png|vignette|289x289px|''Ny fahitan'i Jodasy Makabeo'', sary nataon'i Julius Schnorr von Karolsfeld, taona 1860]]
Ny '''Boky faharoan'ny Makabeo''' dia boky ao amin'ny Baiboly jiosy amin'ny teny grika atao hoe [[Septoaginta]] na Septanta. Mitantara ny fanoherana nataon'ireo [[Makabeo]] io boky io nefa maneho izany amin'ny fomba fijery teolojika kokoa fa tsy ara-tantara. Kely kokoa noho ny an'ny [[Boky voalohan'ny Makabeo]] ny vanim-potoana resahiny: manomboka amin'ny andro faramparany niainan'iny mpanjaka seleokida Seleokosy[[Antiokosy IV EpifnesyEpifanesy]] ary mifarana amin'ny fandresen'i [[Jodasy Makabeo]] ny Jenerany Nikanora, dimy ambin'ny folo taona taty aoriana (taona 161).
 
Voasokajy ho [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]] ny boky ao amin'ny [[Baiboly katolika|Baiboly kotolika]] sy ny [[Baiboly ortodoksa]] fa [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]] kosa izy ho an'ny Protestanta sy ny Jodaisma[[jodaisma]]. Ny [[Anglikanisma|Anglikana]] dia mihevitra an'io boky io ho ilaina nefa tsy amin'ny fanorenam-pampianarana na amin'ny fanavotana<ref><small>Harris, Stephen L., ''Understanding the Bible''. Palo Alto: Mayfield. 1985.</small></ref><ref><small>[http://www.episcopalian.org/pbs1928/articles/AnglicanTeaching/042.htm Article VI at episcopalian.org] ([https://web.archive.org/web/20070928122338/http://www.episcopalian.org/pbs1928/articles/AnglicanTeaching/042.htm Tahiry]: 2007-09-28 ao amin'ny Wayback Machine).</small></ref>.
Ny '''Boky faharoan'ny Makabeo''' dia boky ao amin'ny Baiboly jiosy amin'ny teny grika atao hoe [[Septoaginta]] na Septanta. Mitantara ny fanoherana nataon'ireo [[Makabeo]] io boky io nefa maneho izany amin'ny fomba fijery teolojika kokoa fa tsy ara-tantara. Kely kokoa noho ny an'ny [[Boky voalohan'ny Makabeo]] ny vanim-potoana resahiny: manomboka amin'ny andro faramparany niainan'i Seleokosy IV Epifnesy ary mifarana amin'ny fandresen'i Jodasy Makabeo ny Jenerany Nikanora, dimy ambin'ny folo taona taty aoriana (taona 161).
 
Na dia kely kokoa noho ny an'ny boky voalohany aza ny zavatra lazainy momba ny tantaran'ny Jiosy dia loharano ahafantarana ny niantombohan'ny ady teo amin'ny Jodeana sy ny [[Seleokida]] io boky io. Ahitana zavatra manakaiky ny lovantsofin'ny [[Fariseo]] koa ao, dia ny vavaka ho an'ny maty izay finoana ny [[Tsy feteza-maty|tsy feteza-matinmati]]<nowiki/>n'ny fanahin'olombelona na ny [[fiainana mandrakizay]] sy ny [[fitsanganan-ko velona]] amin'ny [[Andro fitsarana]]<ref name=":0"><small>Harris, Stephen L., ''Understanding the Bible''. Palo Alto: Mayfield. 1985.</small></ref>.
Voasokajy ho [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]] ny boky ao amin'ny [[Baiboly katolika|Baiboly kotolika]] sy ny [[Baiboly ortodoksa]] fa [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]] kosa izy ho an'ny Protestanta sy ny Jodaisma. Ny Anglikana dia mihevitra an'io boky io ho ilaina nefa tsy amin'ny fanorenam-pampianarana na amin'ny fanavotana<ref><small>Harris, Stephen L., ''Understanding the Bible''. Palo Alto: Mayfield. 1985.</small></ref><ref><small>[http://www.episcopalian.org/pbs1928/articles/AnglicanTeaching/042.htm Article VI at episcopalian.org] ([https://web.archive.org/web/20070928122338/http://www.episcopalian.org/pbs1928/articles/AnglicanTeaching/042.htm Tahiry]: 2007-09-28 ao amin'ny Wayback Machine).</small></ref>.
 
Na dia kely kokoa noho ny an'ny boky voalohany aza ny zavatra lazainy momba ny tantaran'ny Jiosy dia loharano ahafantarana ny niantombohan'ny ady teo amin'ny Jodeana sy ny Seleokida io boky io. Ahitana zavatra manakaiky ny lovantsofin'ny [[Fariseo]] koa ao, dia ny vavaka ho an'ny maty izay finoana ny tsy feteza-matin'ny fanahin'olombelona na ny [[fiainana mandrakizay]] sy ny [[fitsanganan-ko velona]] amin'ny [[Andro fitsarana]]<ref name=":0"><small>Harris, Stephen L., ''Understanding the Bible''. Palo Alto: Mayfield. 1985.</small></ref>.
 
== Fanoratana ny boky ==
Nosoratana avy hatrany tamin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] ny Boky faharoan'ny Makabeo, mety ho tao Aleksandria tokony ho tamin'ny taona 124 tal. J.K<ref name=":0" />.
 
Ny mpanoratra ny Boky faharoan'ny Makabeo dia tsy mitonona anarana sady nanamafy fa tsy nanao afa-tsy namintina asa soratra avy amina boky dimin'i Jasona avy any Kirena, izay fantatra anarana nefa very. Mety ho nosoratana tamin'yny taona 100 tal. J.K. sady tokony niafara amin'ny nahafatesan'i Nikanora, sahala amin'ny ao amin'ny 2Makabeo. Tsy fantatra izay zavatra mikasika an'i Jasona ao amin'ny boky, nefa ny savaranonando sy ny teny mialoha ary ny tenim-pieritreretanateny fampieritreretana ara-pitondrantena sasany dia mety avy amin'ny mpanoratra tenany.
 
Olona efa miaina amin'ny kolontsaina grika ny mpanoratra satria nanoratra avy hatrany amin'ny teny grika izy fa tsy nandika avy amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] tranainy.
 
Ny mpanao fivoasana sasany ny boky dia milaza fa ireo taratasy nalefa ireo dia natovana taty aoriana, nefa ny sasany hafa indray dia mihevitra fa io indrindra no fototr'ilay asa soratra. Ireo manampahaizana katolika dia mirona amin'ny fiheverana fa tany amin'ny taonjato faha-2 tal. J.K. no nanaovana ny fanoratana nefa ireo manampahaizana jiosy dia mitovy hevitra fa tokony ho tamin'ny tapany faharoa amin'ny taonjato voalohany tal. J.K. izany.
 
== Famintinana ==
Tsy mitantara amin'ny antsipiriany ny zava-nitranga ny Boky faharoan'ny Makabeo. Ny toko roa voalohany dia ahitana taratasy roa nosoratan'ny Jiosin'i Jerosalema ho an'ny Jiosy any Ejipta, izay miantso azy ireo ho any amin'ny [[Tempoly Faharoan'i Jerosalema|Tempoly faharoan'i Jerosalema]] mba hankalaza ny fetin'ny fanadiovana ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] atao hoe [[HanokaHanokà]] (hebreo: חג החנוכה / ''Hag HaHanukka'' "Fetin'ny fanorenana" na "Fetin'ny fanokanana") sy hahatsiaro ny fandresena noho ny nahafatesan'i Nikanora. Avy eo ny mpanoratra manambara fa hamintina asa soratra ara-tantara anatina boky dimy nosoratan'i Jasona avy any Kirena sady nanomboka ny fitantarany.
 
Indray andro ny mpitantana ny fanaka sy ny volan'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] atao hoe Simona tsy nifanaraka amin'ny mpisoromben[[Mpisoronaben'i Israely|mpisorombe]]<nowiki/>n'i Israely tsara fanahy atao hoe Oniasy, ny amin'ny agoranomia (fisoloantenam-panjakana grika amin'ny faritany feheziny). Mba hahatonga azy handresy dia nilaza tamin'i Apoloniosy, governoran'i Siria sy an'i Foinikia izy fa ny fananan'ny Tempoly dia misy harem-be. Rehefa nandre izany ny mpanjaka Seleokosy IV dia naniraka ny minisitrany atao hoe Heliodora mba haka an-keriny izany harena izany.
 
Nanazava i Oniasy fa ireo vola ireo dia napetraky ny vehivavy mpitondratena sy ny kamboty ary mpanan-karena iray avy amin'ny fianakavian'ny Tobiada atao hoe Hirkana, sady ireo olona ireo dia tsy azo verezin-tombontsoa.