Boky voalohan' ny Makabeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Schnorr von Carolsfeld Bibel in Bildern 1860 155.png|vignette|254x254px|Ireo maritira mandà ny hanao sorona amin'ny andriamanitry ny Grika]]
Ny '''Boky voalohan'ny Makabeo''' dia boky ao amin'ny Baiboly jiosy amin'ny teny grika atao hoe [[Septoaginta]] na Septanta. Io boky io dia mitantara ny zavatra nataon'ny fianakaviana [[Asmoneana]] nadritra ny tolona nataon'ireo [[Jiosy]] ho an'ny fahaleovantenany teo anelanelan'ny taona 175 sy 135 tal. J.K. Tsy hita ao amin'ny Baiboly jiosy amin'ny fiteny hebreo ny Boky voalohan'ny Makabeo. [[Boky deoterokanonika]] izy ao amin'ny [[Baiboly katolika]] sy ny [[Baiboly ortodoksa]] fa apokrifa kosa ho an'ny Protestanta.
 
Ligne 10 ⟶ 11 :
* [[Bokin'i Baroka]]
* [[Makabeo]]
*[[Asmoneana]]