Boky voalohan' ny Makabeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Boky voalohan'ny Makabeo''' dia boky ao amin'ny Baiboly jiosy amin'ny teny grika atao hoe [[Septoaginta]] na Septanta. Io boky io dia mitantara ny zavatra nataon'ny fianakaviana [[Asmoneana]] nadritra ny tolona nataon'ireo [[Jiosy]] ho an'ny fahaleovantenany teo anelanelan'ny taona 175 sy 135 tal. J.K. Tsy hita ao amin'ny [[Tanakh]] (Baiboly jiosy amin'ny fiteny hebreo) ny Boky voalohan'ny Makabeo. [[Boky deoterokanonika]] izy ao amin'ny [[Baiboly katolika]] sy ny [[Baiboly ortodoksa]] fa apokrifa kosa ho an'ny Protestanta.
 
Ny mpanoratra dia nandray ireo lohahevitra hita ao amin'ny tantaran'ny Jiosy tany aloha, indrindra ny ao amin'ny [[Bokin'ny Deoteronomia]] ny amin'ny fitandremana ny [[Lalàn'i Mosesy|Lalàna]]. Ny Lalàna no zava-dehibe indrindra amin'ny zavatra rehetra ka izany no nampisy ny tsy fifanarahana eo amin'ny mpitandrina ny Lalàna sy ireo manohitra izany. Voninahitra lehibe ny maty amin'ny ady mitam-piadiana entina hiarovana ny Lalàna ary ny fanompoana ny tanindrazana dia fanompoana an'Andriamanitra.
 
== Jereo koa: ==