Tsy fisian-diso ao amin' ny Baiboly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Amin'ny teolojian'ny kristianisma sy ny jodaisma, ny '''tsy fisian-diso ao amin'ny Baiboly''' na '''tsy fahadisoan'ny Baiboly''' dia midika fa tsy ahitana fahadisoana na dia iray akory ny [[Baiboly]] tamin'ny nanoratana azy voalohany, na amin'ny finoana sy ny fiainan'ny mpino izany, na amin'ny fahamarinan'ny lahatsoratra tsy nisy nanova sy ny antsipiriany momba ireo lohahevitra ara-tsiansa sy ara-tantara ary ara-jeografia. Izany dia midika fa ny mpanoratra ny Baiboly dia nanaraka ny sitrapon'Andriamanitra izay nanao izay tsy hisian'ny fahadisoana amin'ny filazana ny zava-miseho marina.
 
Maro ireo [[Evanjelisma|fiangonana evanjelika]] manohana sy mampianatra izany tsy fetezan-dison'ny Baiboly izany ka manao fivoasana ara-bakiteny tsy ialohavan-tsikera ny izay voalazan'ny Baiboly.