Testamentan' ny Patriarka roa ambin' ny folo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Soratra apokrifa
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Testamentan'iny LevyPatriarka roa ambin'ny folo''' dia iray amin'ireo boky [[apokrifan'ny Baiboly]] atao hoe [[Testamentan'ny Patriarka roa ambin'ny folo]], izay anana amin'ny dikan-teny grika sy mitantara ny lahateny sy nay hafatrafatra nataon'ireo patriarka roa ambin'ny folo zanak'i [[Jakoba]] aloha kelin'ny hahafatesan'izy ireo.
 
Misy firehana momba ny fanantenana fiavian'ny olona voahosotr'Andriapmanitra hanafaka ny Jiosy ([[Mesia|mesianisma]]) sy fanantenana ny hahatongavan'ny tontolo tsara any am-parany ([[eskatolojia]]) ilay boky ka ahitana dingam-pampandriana an-tsoratra natao teo mandritra ny taonjato faha-2 tal. J.K. hatramin'ny taonjato voalohany taor. J.K. Mety tamin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] sy teo amin'ny fiarahamonina jiosy no nanoratana azy ireo voalohany, sady ao amin'ireo boky mbola voatahiry dia ahitana fandrindrana nataon'olona kristiana.