Jordana (ony): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:20100923 mer morte13.JPG|vignette|282x282px|''Ny ony Jordana tandrify ilay toerana fanaovana batisa ao Jordania'', noforonina tamin'ny 23 Septambra 2010]]
I '''Jordana''' dia ony ao Atsinanana Afovoany mirefy 360 km izay mipoitra avy ao amin’ny tendrombohitra Anti-Libanona sady avy avaratra mianatsimo ka mivarina any amin’iamin’ny Ranomasina Maty. Mandavan-taona ny fikorianany no tsy miova firy koa ny habetsahan’ny rano entiny (salany : 32 m<sup>3</sup>/s) noho ny fisian’ny rano madinika mamatsy azy, dia i Iarmoka, izay mipoitra avy anaty vato sokay sy avy amina ranomandry. Ny lohasahany no iva indrindra eran-tany satria mahatakatra any amin’ny 421 m ambanin’ny ranomasina.
 
Tao amin'ny ony Jordana no nanaovan’i [[Jaona mpanao batisa|Joany]] batemy (na batisa) an’i [[Jesosy|Jesoa]], araka ny voasoratra ao amin’ny [[Filazantsara|Evanjely]] ao amin’ny [[Baiboly]] ary mbola misy toerana izay namboarina ao amin’ny fialan’i Jordana ny farihy Tiberiasy (na Tiberiada na Galilia) hanaovana batisa ireo Kristiana mpanao [[fivahiniana masina]].