Mpisoronaben' i Israely: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Jodaisma
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''mpisoronabe''' dia anaram-boninahitra nentin'ireo [[Mpisorona jiosy|mpisorona]] tao amin'ny fivavahaa israeliana fahiny sy ao amin'ny [[jodaisma]], hatramin'ny nisandratan'ny firenena israelita ka hatramin'ny nadravana ny [[Tempoly Faharoa]] tao Jerosalema tamin'ny taona 70 taor. J.K. Ny mpisoronabe dia taranak'i [[Arona|Aarona]] sahala amin'ny mpisorona rehetra.
 
Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe כהן גדול / ''kohen gadol'' na הַכֹּהֵן הַגָּדוֹל / ''ha'kohen ha'gadol,'' ny mpisoronabe.