Salôme Aleksandra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tantaran'ny Jiosy
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 25 Aogositra 2019 à 18:11

I Salome Aleksandra dia mpajakavavin'i Jodea (na Jodia) teo anelanelan'ny taona 76 sy 67 tal. J.K., izay vadin'i Aristobolo I avy eo lasa vadin'i Aleksandro Janeo rehefa maty i Aristobolo I rahalahiny. Nanohana ny Fariseo (na Farizianina) i Salome ary ireo lohan'ny Fariseo no nataony mpanolotsainy tamin'ny politika anatiny. Maty i Salome taloha kelin'ny hipoahan'ny ady nifanaovan'ireo zanak'i Hirkano II sy i Aristobolo II.