Hanokà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Khanukka ho Hanukka i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''''Hanukka''''' na '''''Khanukka''''' (hebreo: חג החנוכה / ''Hag ha-KhanukkaHanukka'' "fetin'ny fanorenana") dia fety jiosy ahatsiarovana ny fitokanana indray ny alitara fanaovam-panatira tao amin'ny [[Tempoly Faharoa|Tempoly faharoa ao Jerosalema]], tamin'ny fiverenana amin'ny fanompoam-pivavahana jiosy, telo taona taorian'ny nandraran'i Antiokosy IV (Seleokida) an'izany. Manomboka amin'ny 25 ''[[Kisleva (volana hebreo)|Kislev]]'' hatramin'ny 2 ''[[Teveta (volana hebreo)|Tevet]]'' no anaovana ny fankalazana.
 
== Jereo koa ==