Sokota: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fety jiosy
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 23 Aogositra 2019 à 11:06

Ny Sukkot (hebreo: חַג הַסֻּכּוֹת / Hag ha-Sukkot "fetin'ny trano lay" na "fetin'ny tabernakely") na Fetin'ny Tebernakely dia fety jiosy ahatsiarovana an-kafaliana ny nanampian'Andriamanitra ny Zanak'i Isiraely tamin'ny nivoahany avy any Ejipta, ahatsiarovana ny fivahiniana mandritra ny 40 taona tany an-tany efitra taorian'ny fivoahana avy tany Egipta, ary iravoravoana amin'ny fahataperan'ny tsingerin'ny fotoam-pambolena amin'ny taona. Ankalazaina manomboka amin'y 15 hatramin'ny 21 na 22 Tishri ny Sukkot.

Jereo koa