Hesvana (volana hebreo): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Hesvana''' na '''Kesvana''' na '''Marhesvana''' na '''Markesvana''' dia volana fahavalo ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana faharoa kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe מַרְחֶשְׁוָן / ''Marheshwān'' na חֶשְׁוָן / ''Heshwān'' io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Oktobra sy Novambra ka misy 29 na 30 andro. Talohan'ny [[Fahababoana tany Babilona|fahababoan'ny Jiosy na Jody tany Babilona]] dia atao hoe [[Bola (volana hebreo)|Bola]] (hebreo: ''Bul'') araka ny hita ao amin'ny Baiboly, ao amin'ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] (1Mpan. 6.38).
 
== Jereo koa ==