Tisry (volana hebreo): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Tisry''' dia volana fahafito ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana voalohany kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe תִּשְׁרֵי / ''Tishré'' na תִּשְׁרִי / ''Tishrí'' io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Septambra sy Oktobra ka misy 30 andro. Talohan'ny [[fahababoana tany Babilona]] dia atao hoe [[Etanima (volana hebreo)|Etanima]] (hebreo: אֵתָנִים / ''Ethanim'') araka ny hita ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] (1Mpan. 8.2).
 
== Jereo koa ==