Iara (volana hebreo): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Iara''' dia volana faha-2 ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana faha-8 kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atap hoe אִייָר‎ na אִיָּר /''ʾIyyār'' io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Avrily sy May ka misy 29 andro. Talohan'ny fahababoana[[Fahababoana tany Babilona|fahababoan'ny Jiosy tany Babilona]] dia atao hoe Ziva (hebreo: זיו / ''Ziv'') araka ny hita ao amin'ny Baiboly, ao amin'ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] (1Mpan. 6.1; 6.37).
 
== Jereo koa ==