Iara (volana hebreo): Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny '''Iara''' dia volana faha-2 ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana faha-8 kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atap hoe אִייָר na אִיָּר /''ʾIyyār'' io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Avrily sy May ka misy 29 andro. Talohan'ny fahababoana tany Babilona dia atao hoe Ziva (hebreo: זיו / Ziv) araka ny hita ao amin'ny Baiboly, ao amin'ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] (1Mpan. 6.1; 6.37).
== Jereo koa ==
|