Adara (volana hebreo): Fahasamihafan'ny versiona

tsy misy ambangovangom-panovana
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Ny '''Adara''' dia volana faha-12 ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fah-6 kosa ivelan'ny fivavahana amin'ny taona misy roa ambin'ny folo volana. Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe אֲדָר / ''Adar'' io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Febroary sy Marsa ka misy 29 andro.
 
Raha ilaina ny hanampy iray volana, amin'ny taona misy telo ambin'ny folo volana, dia ampiana ny volana Adara I izay apetraka ao aorian'ny [[Sevata (volana hebreo)|Sevata]] ny Adara II. Ny Adara I izany dia volana faha-13.
34 956

modifications