Adara (volana hebreo): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Volana hebreo
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 23 Aogositra 2019 à 08:28

Ny Adara dia volana faha-12 ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fah-6 kosa ivelan'ny fivavahana amin'ny taona misy roa ambin'ny folo volana. Raha ilaina ny hanampy iray volana, amin'ny taona misy telo ambin'ny folo volana, dia ampiana ny volana Adara I izay apetraka ao aorian'ny Sevata ny Adara II. Ny Adara I izany dia volana faha-13.

Jereo koa