Nazôreana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''Nazoreana''' na '''Nazareana''' dia vondrona ara-pivavanana jiosy mesianika tsy dia fantatra loatra, izay fanta-pisiana tamin'ny taonjato voalohany. Ity von… »
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Nazoreana''' na '''Nazareana''' dia vondrona ara-pivavanana [[jiosy mesianika]] tsy dia fantatra loatra, izay fanta-pisiana tamin'ny taonjato voalohany. Ity vondrona ity dia manaiky an'i [[Jesosy]] ho [[Mesia]] nefa manaja ny lalàm-pivavanan'ny Jiosy. Tsy mino ny maha Andriamanitra an'i Jesosy anefa izy ireo. Atao hoe ''Ναζωραῖος'' / ''Nazôraios'' izy ireo amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] fa נוצרים / ''Notzrim'' amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]].
 
== Jereo koa ==
 
==== Antoko sy firehana matanjaka tao amin'ny jodaisma ====
 
* [[Sadoseo]] na Sadoseanina
* Fariseo na Farizianina
* [[Eseniana]]
* [[Sekta fahefatra (jodaisma)|Sekta fahefatra]]
 
==== Antoko sy firehana hafa tao amin'ny jodaisma ====
 
* [[Nazoreana]] na Nazareana
* [[Zelota]]
* [[Mpanoradalàna]]
* [[Ebionita]]
* [[Elkasaita]]
* [[Hasideana]]
* [[Boetosiana]]
* [[Jiosin'i Elefantina]]