Sadoseo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-47:
"<small>6</small> Ary hoy Jesosy taminy: Mihevera, ka mitandrema ianareo, fandrao azon'ny masirasiran'ny Fariseo sy ny Sadoseo. <small>7</small> Dia niara-nisaina izy ka nanao hoe: Ny tsy nitondrantsika mofo angaha izany. <small>8</small> Ary Jesosy nahalala izany, dia nanao hoe: Nahoana ianareo, ry kely finoana, no miara-misaina satria tsy manana mofo? <small>9</small> Tsy mbola mahafantatra va ianareo, ary tsy tsaroanareo va ny mofo dimy ho an'ny dimy arivo, ka firy harona moa no nangoninareo? <small>10</small> na ny mofo fito ho an'ny efatra arivo, ka firy sobiky moa no nangoninareo? <small>11</small> Ahoana no tsy ahafantaranareo fa tsy ny amin'ny mofo no nolazaiko taminareo? Fa tandremo, fandrao azon'ny masirasiran'ny Fariseo sy ny Sadoseo. <small>12</small> Dia fantany fa tsy nasainy hitandrina izy, fandrao azon'ny masirasira fanaovana mofo, fa andrao azon'ny fampianaran'ny Fariseo sy ny Sadoseo." (Mat. 16.6-12).
 
== Jereo koa: ==
 
==== Antoko sy firehana matanjaka tao amin'ny jodaisma ====
* [[Fariseo]]
 
* [[Sadoseo]] na Sadoseanina
* [[Fariseo]] na Farizianina
* [[Eseniana]]
* [[Sekta fahefatra (jodaisma)|Sekta fahefatra]]
* [[Zelota]]
 
*[[Mpanoradalàna]]
==== Antoko sy firehana hafa tao amin'ny jodaisma ====
 
* [[RabyNazoreana]] na Nzareana
* [[Zelota]]
* [[Mpanoradalàna]]
* [[Ebionita]]
* [[Elkasaita]]
* [[Hasideana]]
* [[Boetosiana]]
* [[Jiosin'i Elefantina]]
 
== Loharano ==