Zelôta: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-1:
Ny '''Zelota''' dia firehana na antoko ara-politika sy ara-[[Jodaisma|pivavahana jiosy]] izay nalaza tamin'ny fanoherana ny Romana tao [[Jodea]] tamin'ny taonjato voalohany taor. J.K. ka namporisika ny vahoaka jiosy tao amin'ny faritanin'i [[Jodea]] hikomy amin'ny Fanjakana romana sady handroaka azy amin'ny alalan'ny fitaovam-piadiana. Izy no lohany tamin'ny fandraisana anjara tamin'ny Fikomiana lehibe (hebreo: המרד הגדול / ''ha-Mered Ha-Gadol'') nataon'ny [[Jiosy]] tamin'ny taona 66 hatramin'ny taona 70 taor. J.K.
 
== Fiforonan-teny ==
Andalana faha-17:
== Jereo koa ==
 
==== Antoko sy firehana matanjaka tao amin'ny jodaisma ====
* [[Fariseo]]
 
* [[Sadoseo]] na Sadoseanina
* [[Fariseo]] na Farizianina
* [[Eseniana]]
* [[JodaismaSekta fahefatra]]
 
==== Antoko sy firehana hafa tao amin'ny jodaisma ====
 
* [[Nazoreana]] na Nzareana
* [[Zelota]]
* [[Mpanoradalàna]]
* [[Ebionita]]
* [[Elkasaita]]
* [[Hasideana]]
* [[Boetosiana]]
* [[Jiosin'i Elefantina]]