Herôda Lehibe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-5:
I Heroda Lehibe dia atao hoe הוֹרְדוֹס הַגָּדוֹל / ''Horedos haGadol'' amin'ny teny hebreo, sy ''Ἡρῴδης ὁ Μέγας'' / ''Hêrôdês ho Mégas'' amin'ny teny grika, ary ''Caius Iulius Herodes'' amin'ny teny latina.
 
== Ny tantaranyfianakaviany ==
Isan'ny taranaka mpanjaka atao hoe Herodiana i Heroda Lehbe. Teraka tamin'ny taona 73 tal. J.K. sady maty tamin'ny taona 4 taor. J.K. izy. Teraka tao Palestina atsimo i Heroda ary Arabo ny ray aman-dreniny. I Antipatrosy no rainy ary i Kiprosy no reniny.
 
Ireto avy ireo vehivevyvehivavy novadiny sy ny zanany tamin'izy ireo:
=== Ny fianakaviany ===
Teraka tamin'ny taona 73 tal. J.K. sady maty tamin'ny taona 4 taor. J.K. izy. Teraka tao Palestina atsimo i Heroda ary Arabo ny ray aman-dreniny. I Antipatrosy no rainy ary i Kiprosy no reniny.
 
Ireto avy ireo vehivevy novadiny:
 
# i Dorisy (na Dorida), renin'i Antipatera II (na Antipatrosy II);
Ligne 17 ⟶ 15 :
# i Maltake, renin'i Heroda Antipasy sy Heroda Arkelaosy ary i Olimpiasy;
# i Kleopatra avy ao Jerosalema (renin'i Heroda Filipo II), renin'i Heroda Filipo (na Filipo Tetrarka) sy Heroda IV;
# i Palasy,
# i Fedra
# i Elpida.
 
=== Ny fitondranytantarany ===
Teraka tao Palestina atsimo i Heroda ary Arabo ny ray aman-dreniny. I Antipatrosy no rainy izay notendren'i [[Jolio Kaisara]] tamin'ny taona 47 tal. J.K. ho mpanapaka an'i Jodea. I [[Pompeio Lehibe]] dia efa nanongana azy tao amin'ny fanjakan-taranaka hasmoneana. Na dia nanohitra aza ny Hasmoneana dia nanaiky an'i Heroda ho mpanjaka talin'ny taona 39 tal. J.K. ny Antenimierandoholona romana, nefa tsy tena nanomboka nanjaka izy raha tsy tamin'ny taona 37 tal. J.K. Nanamafy ny fahefany manoloana ny Jiosy izy tamin'ny nanambadiany an'ilay andriambavy asmoneana atao hoe Mariamna izay nampamonoiny taty aoriana tamin'ny taona 29 tal. J.K.