Herôda Lehibe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-8:
 
=== Ny fianakaviany ===
Teraka tamin'ny taona 73 tal. J.K. sady maty tamin'ny taona 4 taor. J.K. izy. Teraka tao Palestina atsimo i Heroda ary Arabo ny ray aman-dreniny. I Antipatrosy no rainy ary i Kiprosy no reniny. Ireto avy ireo vehivevy novadiny: i Dorisy (na Dorida), i Mariamna Hasmoneana (na Mariamna I), i Mariamna II, i Maltake (renin'i Heroda Antipasy sy Heroda Arkelaosy ary i Olimpiasy), i Kleopatra avy ao Jerosalema, i Palasy, i Fedra ary i Elpida.
 
=== Ny fitondrany ===