Zelôta: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tantaran'ny Jiosy
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Andalana faha-1:
Ny '''Zelota''' (grika:dia ζηλωτήςfirehana /na ''zêlôtês'';antoko rahaara-politika tokana,sy ζηλωταίara-pivavahana /jiosy ''zêlôtai,''izay rahanalaza maro),tamin'ny izayfanoherana ataony hoeRomana ''קנאים''tao /Jodea ''Qana'im'' amintamin'ny tenytaonjato hebreo,voalohany diataor. fikambananaJ.K. izayka namporisika ny vahioakavahoaka jiosy tao amin'ny faritanin'i [[Jodea]] hikomy amin'ny Fanjakana romana sady handroaka azy ity amin'ny alalan'ny fiadianafitaovam-piadiana. Izy no lohany tamin'ny fandraisana anjara tamin'ny Fikomiana lehibe nataon'ny Jiosy tamin'ny taona 66 hatramin'ny taona 70 taor. J.K.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny Zelota dia firehana na antoko ara-politika sy ara-pivavahana jiosy izay nalaza tamin'ny fanoherana ny Romana tao Jodea tamin'ny taonjato voalohany taor. J.K. Ny teny hoe zelota dia ilazana "izay mafana fo" ho an'Andriamanitra sy ho an'ny Torah. Ny Zelota dia niseho ho vondrona politika miavaka tamin'ny andron'i [[Heroda Lehibe]] (nanapaka teo anelanelan'ny taona 37 sy 4 tal. J.K.). Tamin'ny taona 6 taor. J.K., rehefa notapahin'ny governemanta mivantana i Jodea ka nandidy ny manampahefana ny tsy maintsy hanaovana fanisam-bahoaka mba hamaritana ny hetra halaina, dia niantso ho amin'ny fikomiana ny Zelota notarihin'i Jodasy avy any Galilea.
Ny teny hioe ''Zelota'' dia avy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ζηλωτής / ''zêlôtês'' (raha tokana) sy ζηλωταί / ''zêlôtai'' (raha maro). Atao hoe ''קנאים'' / ''Qana'im'' izany amin'ny [[teny hebreo]]. Ny teny hoe ''zelota'' dia ilazana "izay mafana fo" ho an'Andriamanitra sy ho an'ny Torah.
 
== Tantaran'ny Zelota ==
Ny fanekena ny fahefan'ny emperora romana izay jentilisa mpanompo sampy, hoy izy ireo, dia midika fandavana ny fahefan'Andriamanitra sady fanekena ny ho andevozina. Nisy antokon'ny Zelota atao hoe Sikary, ka nampiasa ny asa fampihorohoroana ka namono Romana sy Jiosy niara-niasa tamin'ny manampahefana romana. Ny fikomiana nataon'ny Zelota tamin'ny taona 6 taor. J.K. dia nalaky nitsahatra noho ny famaizana, ka maro amin'izy ireo no novovoina, ka isan'izany angamba i Jodasy Galileana, nefa ny hafa nanohy nitory ny fanoherana tanteraka ny Romana.
Ny Zelota dia firehana na antoko ara-politika sy ara-pivavahana jiosy izay nalaza tamin'ny fanoherana ny Romana tao Jodea tamin'ny taonjato voalohany taor. J.K. Ny teny hoe zelota dia ilazana "izay mafana fo" ho an'Andriamanitra sy ho an'ny Torah. Ny Zelota dia niseho ho vondrona politika miavaka tamin'ny andron'i [[Heroda Lehibe]] (nanapaka teo anelanelan'ny taona 37 sy 4 tal. J.K.). Nantsoina hoe ''Galileana'' (na ''Galiliana'') koa izy ireo. Tamin'ny taona 6 taor. J.K., rehefa notapahin'ny governemanta mivantana i Jodea ka nandidy nyi manampahefanaKoirinio ny tsy maintsy hanaovana fanisam-bahoaka mba hamaritana ny hetra halaina,. Izany fanisam-bahoaka izany dia niantsofandikana hozavatra andrarana ao amin'ny fikomianaBaiboly ny(Andriamanitra Zelotairery notarihin'iihany Jodasyno avyafaka anymanisa Galileany fanahin'olombelona).
 
Niantso ho amin'ny fikomiana ny Zelota notarihin'i Jodasy avy any Galilea. Ny fanekena ny fahefan'ny emperora romana, izay [[jentilisa]] mpanompo sampy, hoy izy ireo, dia midika fandavana ny fahefan'Andriamanitra sady fanekena ny fanandevozana. Amin'izy ireo dia fandotoana ny Tany nampanantenaina ny fisian'ny Romana ao Palestina. Nesorin'ny Zelota ilay voromahery volamena nataon'i Heroda teo amin'ny Tempoly Faharoa.
Ny iray amin'ny mpianatr'i Jesosy atao hoe Simona, dia isan'ny Zelota (Lioka 6.15). Araka an'i Flavio Josefa dia nandray anjara lehibe tamin'ny famporisihana sy ny fanohanana ny tolom-bahoaka jiosy hanoherana ny Romana izay nanomboka tamin'ny taona 66 taor. J.K. Na dia nanohy ny fanenjehana sy ny famonoana ny antoko jiosy hafa aza ny Zelota, dia niaro amin-kerimpo an'i Jerosalema ambara-pahatongan'ny faharavan'io tanàna io tamin'ny taona 70 taor. J.K. Nisy koa vondrona zelota izay niaro an'i Masada izay nataon'ny tafika romana fahirano hatramin'ny taona 73 taor. J.K. sady nisafidy ny famonoan-tena toy izay hitolo-batana.
 
Nihamafy ny fanoherana ka nisy antokon'ny Zelota atao hoe Sikary izay nampiasa ny asa fampihorohoroana ka namono Romana sy Jiosy heveriny na nahiahiny fa niray tsikombakomba tamin'ny manampahefana romana.
 
Ny fanekena ny fahefan'ny emperora romana izay jentilisa mpanompo sampy, hoy izy ireo, dia midika fandavana ny fahefan'Andriamanitra sady fanekena ny ho andevozina. Nisy antokon'ny Zelota atao hoe Sikary, ka nampiasa ny asa fampihorohoroana ka namono Romana sy Jiosy niara-niasa tamin'ny manampahefana romana. Ny fikomiana nataon'ny Zelota tamin'ny taona 6 taor. J.K. dia nalaky nitsahatra noho ny famaizana, ka. maroMaro amin'izy ireo no novovoinanovonoina, ka isan'izany angamba i Jodasy Galileana, nefa ny hafa nanohy nitory ny fanoherana tanteraka ny Romana.
 
Ny iray amin'ny mpianatr'i Jesosy atao hoe [[Simona Zelota|Simona]], dia isan'ny Zelota (Lioka 6.15). Araka an'i [[Flavio Josefa]], ny Zelota dia nandray anjara lehibe tamin'ny famporisihana sy ny fanohanana ny tolom-bahoaka jiosy hanoherana ny Romana izay nanomboka tamin'ny taona 66 taor. J.K. Na dia nanohy ny fanenjehana sy ny famonoana ny antoko jiosy hafa aza ny Zelota, dia niaro amin-kerimpokerim-po an'i Jerosalema ambara-pahatongan'ny faharavan'io tanàna io tamin'ny taona 70 taor. J.K. Nisy koa vondrona zelota izay niaro an'i Masada izay nataon'ny tafika romana fahirano hatramin'ny taona 73 taor. J.K. sady nisafidy ny famonoan-tena toy izay hitolo-batana.
 
Nanohitra sy niady tamlin'i Tito amin-kerim-po izy ireo nandritra ny fahirano sy taorian'ny nahazoan'ny Romana an'i Jerosalema tamin'ny taona 70 taor. J.K. Tapa-kevitra ny Romana nanombo tamin'ny hazo filaliana ireo izay efa migadra any am-ponja. Nisy koa vondrona zelota niaro ny tobim-pamaharana jiosy atao hoe Masada izay nataon'ny tafika romana fahirano hatramin'ny taona 73 taor. J.K. sady nisafidy ny famonoan-tena toy izay hitolo-batana. Maro ny nisafidy ny hiaraka mamono tena tamin'ny alalan'ny fitrobaran-tena tamin'ny fitaovam-piadiana, na tamin'ny alalan'ny fianjerana avy eny amin'ny tobin'i Masada.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Fariseo]]
* [[Sadoseo]]
* [[Eseniana]]
* [[Jodaisma]]