Mônôteisma : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Tsy mifanaraka amin'ny monoteisma ny fampianarana ny Trinite hoy ny antokom-pivavahana kristiana sasany isan'ireo niforona taorian'ny [[Reformasiona]] (na [[Reforma]]). manohana ny atao hoe [[onitarisma]] izy ireo, izany hoe tsy persona telo Andriamanitra fa tokana. I Fausto Socin dia namorona ny fiangonana manohitra ny Trinite tao Eoropa Atsinanana atao hoe "Rahalahy Poloney". Niitatra tamin'ny taonjato faha-19 tany amin'ireo firenene anglo-saksona sy tany Amerika Latina ny onitarisma. Maro koa ireo fivavahana kristiana niforona taty aoriana izay manohitra ny Trinite, ka isan'ireny ny [[Vavolombelon'i Jehovah|Vavolombelon’i Jehovah]].
 
=== MonoteismaNy ao amin'ny fivavahanafinoana silamo ===
Monoteista sahala amin'ny fivavahana jiosy ny fivavahana silamo. Ny anaran'Andriamanitra dia ''[[Allah]]''. Izany mahatokana an'Andriamanitra izany no atao amin'ny teny arabo hoe ''Tawhîd'' izay hamafisina amin'ny fanekem-pinoana (arabo: ''Shahâda'') hoe: "Manambara aho fa tsy misy andriamanitra hafa afa-tsy i Allah ary i [[Mohamady]] no irak'Andriamanitra" (arabo: "''اشهد ان لآ اِلَـهَ اِلا الله و أشهد ان محمدا رسول الله'' ").
 
2 684

modifications