Mônôteisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-4:
Atao hoe "[[Abrahamika (finoana)|abrahamika]]" ireo fivavahana heverina fa nipoitra tamin'ny fivavahan'i [[Abrahama|Abrahama,]] indrindra ny [[jodaisma]] sy ny [[kristianisma]] ary ny [[silamo]].
 
=== Monoteisma tao amin'nyNy jodaisma ===
Ilay andriamanitra tokana ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] dia matetika tononina amin'ny anarana hoe ''El''. Io no anaran'ny andriamanitra fara-tampon'ny mponina tao [[Kanaana|Kanana]] izay noraisin'ny [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] koa ho anaran'ny andriamaniny rehefa tonga tao Kanana izy ireo.