Mônôteisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Namafa soratra tsy ilaina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-12:
 
=== Monoteisma ao amin'ny fivavahana kristiana ===
Monoteista ny [[Kristianisma|Kristiana]] nefa misy fahasamihafana amin'ny finoan'ny Jiosy sy ny Silamo ny finoany an'Andriamanitra. Ny maro amin'ny Kristiana dia mino fa "Telo Izay Iray" na [[Trinite]] Andriamanitra, izany ataony hoe "Andriamanitra tokana manana persona telo". Ny hoe ''persona'' dia tsy nadikan'ny teolojiana miteny malagasy fa nionona amin'ny fitzonana ny teny latina hoe ''persona'' na fanagasiana ny teny frantsay hoe ''personne'' na ny teny anglisy hoe ''person'' izy ireo. Ny teolojiana katolika mampiasa ny fiteny malagasy dia mandika ny teny latina hoe ''persona'' amin'ny teny malagasy hoe ''olona''.
 
Tsy mifanaraka amin'ny monoteisma ny fampianarana ny Trinite hoy ny antokom-pivavahana kristiana sasany isan'ireo niforona taorian'ny [[Reformasiona]] (na [[Reforma]]). manohana ny atao hoe [[onitarisma]] izy ireo, izany hoe tsy persona telo Andriamanitra fa tokana. I Fausto Socin dia namorona ny fiangonana manohitra ny Trinite tao Eoropa Atsinanana atao hoe "Rahalahy Poloney". Niitatra tamin'ny taonjato faha-19 tany amin'ireo firenene anglo-saksona sy tany Amerika Latina ny onitarisma. Maro koa ireo fivavahana kristiana niforona taty aoriana izay manohitra ny Trinite, ka isan'ireny ny [[Vavolombelon'i Jehovah|Vavolombelon’i Jehovah]].