Fiteny tsy fantatra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanohy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny tsy fantatra''' dia fitenenana na fivavaka amin'ny feo mafy amin'ny fiteny mitovy endrika amin'ny fiteny vahiny, tsy fantatr'ilay olona miteny, na teneniny amin'ny fampitohizana vaninteny tsy azon'ny olona. Ahitana fiteny tsy fantatra ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] sy ny [[tromba]] ary ny [[spiritisma]].
 
Ho an'ny Kristiana ny fiteny tsy fantatra dia isan'ireo fanomezam-pahasoavan'ny Fanahy Masina, dia ny fitenenana amin'ny fiteny maro misy tokoa, izany dia hita ao amin'ny [[Asan'ny Apostoly]] (Asa. 2.6 sy ny manaraka). Voaresaka ihany koa ny hoe "fitenin'ny anjely" (fiteny tsy fantatra marina). Ny apostoly [[Paoly (apostoly)|Paoly]] dia nanantitrantitra ny fandikan-teny ao amin'ny [[Epistily voalohany ho an'ny Korintiana]] (1Kor. 14).
 
== Jereo koa: ==