Evanjelisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-28:
* ny fanarahana ny lala-marina (ortodoksia araka ny heviny protestanta): ny fahefan'ny [[Baiboly]] sy ny maha vokatry ny [[Tsindrimandry (fivavahana)|tsindrimandri]]<nowiki/>n'Andriamanitra azy, ny fahamarinan-tandrifin'ny zavatra voalaza ao ary ny fiarovana ireo "fahamarina kristiana"<ref><small>Jereo: Jean Baubérot, "Protestantisme", ao amin'ny ''Encyclopædia Universalis'', Paris, Encyclopædia Universalis, 2002, vol. 18, <abbr>p.</abbr> 1045, col. i.</small></ref>.
 
== Ireo fiangonanaantokom-piangonana evanjelika ==
Ireto avy ireo sampana lehiben'ny Evanjelima<ref><small>Brian Stiller, ''Evangelicals Around the World: A Global Handbook for the 21st Century'', Thomas Nelson, USA, 2015, p. 28, 90</small></ref>: ny [[Batisma]], ny [[Pentekotisma]], ny [[fihetsiketsehana karismatika]], ny [[fihetsiketsehana karismatika vaovao]] ary ny Kristianismakristianisma tsy mananamanavaka anaranafiangonana.
 
==== Ny Batisma ====
Ny [[Batisma]] dia finoana kristiana evanjelika nipoitra tamin'ny [[Fifohazam-panahy]] notarihin'ilay pastora anglisy atao hoe John Smyth tao [[Hôlandy|Holandy]] tamin'ny taona 1609<ref><small>J. Gordon Melton and Martin Baumann, ''Religions of the World: A Comprehensive Encyclopedia of Beliefs and Practices'', ABC-CLIO, USA, 2010, p. 298</small></ref>. Io hetsika io dia miavaka noho ny fanomezany lanja ny Baiboly, ny fahateraham-baovao, ny batisan'ny olon-dehibe, ny toe-tsaina tia mamita iraka, ny fizakan-tena isan-toeran'ny fiangonana, ny fisarahan'ny Fiangonana sy ny Fanjakana ary ny fananan'ny fitambaran'ny mpiara-mivavaka rehetra fahefana ([[kongregasionalisma]]). Niisa 100 000 000 ny mpino batista tamin'ny taona 2010<ref><small>J. Gordon Melton and Martin Baumann, ''Religions of the World: A Comprehensive Encyclopedia of Beliefs and Practices'', ABC-CLIO, USA, 2010, p. 299</small></ref>.
 
==== Ny Pentekotisma ====
Ny [[Pentekotisma]] dia finoana kristiana vokatry ny Fifohazam-panahy notarihin'ny pastora amerikana Charles Fox Parham sy William Joseph Seymour tao [[Etazonia]] tamin'ny taona 1906. Indraindray izy dia tsy heverina ho isan'ny fiangonana evanjelika. Io fihetsiketsehana io dia manana izao toetra izao: manome lanja manokana ny [[Baiboly]], ny fahateraham-baovao, ny [[batisan'ny Fanahy Masina]], ny [[Fanomezam-pahasoavan'ny Fanahy Masina|fanomezam-pahasoavan'ny Fanahy Masina]], ny batisan'ny olon-dehibe ([[batisan'ny mino]]), ny fananana saina tia mamita iraka, ny fanokanan-tena ara-pitondran-tena amin'ny fiainana, ny fahaleovan-tenan'ny fiangonana isan-toerana, ny fisarahan'ny Fiangonana sy ny Fanjakana<ref><small>Randall Herbert Balmer, ''Encyclopedia of Evangelicalism: Revised and expanded edition'', Baylor University Press, USA, 2004, p. 533</small></ref>. Niisa any amin'ny 279 000 000 any ho any ny mpino pentekotista tamin'ny taona 2011 araka ny tarehimarika omen'ny [[Pew Research Center]]<ref name=":0"><small>[http://www.pewforum.org/2011/12/19/global-christianity-traditions/#protestant Pew Research Center, Global Christianity – A Report on the Size and Distribution of the World’s Christian Population] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.pewforum.org%2F2011%2F12%2F19%2Fglobal-christianity-traditions%2F%23protestant tahiry]], 19 December 2011, USA</small></ref>.
 
==== Ny Fihetsiketsehana karismatika ara-pilazantsara ====
Tamin'ireo taona 1960, taorian'ny fiantombohan'ny [[Fihetsiketsehana karismatika]] dia nisy fiangonana ara-pilazantsara nanapa-kevitra ny hanaraka ny zotran'ity fihetsiketsehana ity sy nihataka tamin'ny fifanarahana pentekotista<ref><small>Randall Herbert Balmer, ''Encyclopedia of Evangelicalism'', Baylor University Press, USA, 2004, p. 149</small></ref>. Manakaiky ny Pentekotisma ny [[Fihetsiketsehana karismatika evanjelika]] nefa tsy mihevitra ny [[fiteny tsy fantatra]] ho porofon'ny Batisan[[batisan'ny Fanahy Masina]]. Omeny lanja indray ireo [[Fanomezam-pahasoavan'ny Fanahy Masina|fanomezam-pahasoavana]] isankarazany<ref name=":1"><small>William H. Swatos, Jr.,[http://hirr.hartsem.edu/ency/cmovement.htm Charismatic Movement] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fhirr.hartsem.edu%2Fency%2Fcmovement.htm tahiry]], ''Encyclopedia of Religion and Society'', USA</small></ref> <ref><small>[http://www.biblestudying.net/charismatic2.html Basic Introduction to the Charismatic Movement] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.biblestudying.net%2Fcharismatic2.html tahiry]], Biblestudying.net, USA</small></ref> <ref><small>Sébastien Fath, ''Du ghetto au réseau. Le protestantisme évangélique en France, 1800-2005'', Édition Labor et Fides, France, 2005, pp. 219-220</small></ref>. Tamin'ny taona 2011 dia niisa 305 000 000 ny mpanaraka io fihetsiketsehana io izay ahitana koa ireo ao amin'ny Fihetsiketsehana karismatika vaovao<ref name=":0" />.
 
==== Ny Fihetsiketsehana karismatika vaovao ====
Tany [[Etazonia]] no niforonan'ny [[Fihetsiketsehana karismatika vaovao]] tamin'ny fiantombohan'ireo taona 1980. Ivon'ny finoany ny [[Batisanbatisan'ny Fanahy Masina]] araka ny fanambaràn'i Jesosy Kristy sy ireo fanomezam-pahasoavana sivy avy amin'ny Fanahy Masina<ref name=":1" />. Mampiasa ny fitaovan-tserasera vaovao ireo Fiangonana karismatika vaovao<ref><small>Allan Anderson, ''An Introduction to Pentecostalism: Global Charismatic Christianity'', Cambridge University Press, UK, 2013, p. 157</small></ref>. Noraisiny ny teolojian'ny Fihetsiketsehana karismatika evanjelika nefa nohamafisiny sy notovanany amin'ny atao hoe "ady ara-panahy" sy "tenim-pinoana" ary "fanavaozana ara-drafitra"<ref><small>Sébastien Fath et Jean-Paul Willaime, ''La nouvelle France protestante: essor et recomposition au XXIe siècle'', Édition Labor et Fides, France, 2011, p. 142-143</small></ref>.
 
==== Ny Kristianismakristianisma tsy mananamanavaka anaranafiangonana ====
Ny Kristianismakristianisma tsy mananamanavaka anaranafiangonana dia fihetsiketsehana teolojika kristiana avanjelika izay ahitana fiangonana na fikambanana mpanao asa soa tsy miankina amin'ny fihetsiketsehan'ny [[Batisma]] na ny an'ny [[Pentekotisma]]<ref><small>Gabriel Monet, ''L'Église émergente: être et faire Église en postchrétienté'', LIT Verlag Münster, Suisse, 2013, pp. 135-136</small></ref> <ref><small>Frédéric Dejean, [http://geographie-religions.com/2008/10/03/sur-la-troisieme-vague-evangelique/ ''Sur la Troisième vague évangélique''…] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fgeographie-religions.com%2F2008%2F10%2F03%2Fsur-la-troisieme-vague-evangelique%2F tahiry]], Géographie des religions, France, 3 octobre 2008</small></ref>. Tsy manana anarana raikitra iantsoana azy izy ireo <ref><small>Allan Anderson, ''An Introduction to Pentecostalism: Global Charismatic Christianity'', Cambridge University Press, UK, 2013, p. 157</small></ref> <ref><small>http://yannickfer.hautetfort.com/archive/2007/12/25/des-eglises-sans-etiquette-le-protestantisme-evangelique-a-w.html</small> <small>[[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fyannickfer.hautetfort.com%2Farchive%2F2007%2F12%2F25%2Fdes-eglises-sans-etiquette-le-protestantisme-evangelique-a-w.html tahiry]]</small></ref> na dia manana ny fahaleovan-tenany aza. Ao amin'ireo atao hoe "megachurch" ("trano fiangonana goavambe") no ahitana azy ireo indrindra<ref><small>Sébastien Fath, ''Dieu XXL, la révolution des mégachurches'', Édition Autrement, France, 2008, pp. 25, 42</small></ref> <ref><small>http://reforme.net/une/monde/revolution-culturelle-mega-churches [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Freforme.net%2Fune%2Fmonde%2Frevolution-culturelle-mega-churches tahiry]]</small></ref>.
 
Ny Calvary Chapel ("Lasapelin'i Kalvary") dia fikambanana nivoaka avy amin'ny Fihetsiketsehana karismatika sady manana fiangonana miisa 1700 tamin'ny taona 2014<ref><small>Timothy C. Morgan, christianitytoday.com, [http://www.christianitytoday.com/ct/2014/february-web-only/change-calvary-chapel-chuck-smith.html The Case for Big Change at Calvary Chapel] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.christianitytoday.com%2Fct%2F2014%2Ffebruary-web-only%2Fchange-calvary-chapel-chuck-smith.html tahiry]], USA, 26/02/2014</small></ref>. Ny Association of Vineyard Churches ("Fikambanan'ny fiangonan'ny tanim-boaloboka") dia fikambanam-piangonana evanjelika niala avy ao amin'ny Calvary Chapel sady manana fiangonana mihoatra ny 1500 eran-tany. Ny Association chrétienne pour la Francophonie dia fikambanam-piangonana mpanao asa soa miisa 26 (taona 2015) any [[Kanada]] sy [[Frantsa]] ary [[Haitý]]. Ahitana ny atao hoe Fiangonana evanjelika afaka (frantsay: ''Églises évangéliques libres'') miisa 50 sady misy mpikambana 4000 koa izay nivoaka avy amin'ny [[Fiangonana nohavaozina]] ny ao Frantsa izay mitovitovy fomba amin'ny [[Batisma|Batista]] nefa tsy manao ny [[batisa]] asitrika anaty rano ho fepetra ahafaha-mandray ny [[fanasan'ny Tompo]] na maha mpikambana. Ahitana io karazana fiangonana afaka io koa ny any [[Soisa]] sy [[Etazonia]].
 
== Jereo koa: ==