Evanjelisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-6:
 
== Fifandraisana amin'ny samy Kristiana ==
Na dia vokatry ny [[Reformasiona protestanta]] aza ireo Fiangonana ara-pilazantsara îreo dia matetika lavin'ny [[Protestantisma|Protestanta]] sasany. Izany no nitranganahazo tamin'ny [[Pentekotisma]] nanomboka tamin'ny taona 1906 sy ny [[Batisma]] nanomboka tamin'ny taona 1609. Amin'ireo mpanohitra azy dia fiangonana mitandrina firehana teolojika tranainy loatra izy ireo. Ny tena [[Fondamentalisma|fondamentalista]], îzany hoe mpanao fivoasana ara-bakiteny ny [[Baiboly]], dia ireo ao amin'ny ''International Council of Christian Churchs'' ("Fiombonan'ny fiangonana kristiana maneraniraisam-tanypirenena") izay niorina tamin'ny taona 1948 ary ahitana ireo fiangonana tsy mivelatra loatra amin'ny hafa sady milaza ny tenany ho tsy miditra amin'ny raharaha misy resaka politika. Io fiombonana io anefa dia nanohitra mafy ny [[Kômonisma|komonisma]] tamin'ny fotoana nifanoheran'ny vondron-tany [[Kapitalisma|kapitalista]] sy komonista. Mandà tanteraka ny fifanatonanan'ny fiangonana tsy mitovy firehana aminy izy ireo.
 
Maro ireo Fiangonana ara-pilazantsara izay tsy nanapaka ny fifandraisany amin'ny ''Conseil Œcuménique des Eglises'' ("Fiombonana Ekiomenikan'ny Fiangonana"), na dia tsikerainy ho goragora loatra ireo fiangonana mikambana ao amin'io fiombonana io sady ataony hoe manorina ny fiombonany amin'ny resaka fitondram-piangonana fotsiny. Mihevitra izy ireo fa ny asa iaraha-manao dia tokony hifandanja amin'ny fifanarahan'ny fampianaram-pinoana niaraha-nanatontosa. Afaka miditra amina raharaha ara-politika mahakasika ny ara-tsosialy izy ireo raha toa ka tsy hampifangaroharo zavatra izany.
 
Isan'ny manam-pifandraisana ara-[[teolojia]] amin'ny Evanjelisma koa ireo [[Fiangonan'ny fifohazam-panahy]], ny [[Jodaisma mesianika]], ny [[Adventisma]] ary ny [[Fiangonan'ny mpirahalahy]].
 
== Toetra itovian'ireo Fiangonana evanjelika ==