Evanjelisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-3:
 
== Ny mampiavaka azy ==
Itovian'ny Kristiana evanjelika rehetra ny fanomezany lanja ny fiovam-po isam-batan'olona izay vokatry ny safidy manokan'ny tsirairay avy eo ny fiainana mivantana ny "fihaonana amin'i Kristy". Izany dia midika fa misy fiovam-piainana sy fihaonan'ny tsirairay amin'Andriamanitra izay mifanohy amin'ny famakiana ny [[Baiboly]] sy ny fiombonana vokatry ny vavaka isam-batan'olona na itambaran'ny be sy ny maro. Mampiavaka azy koa amin'ny [[protestantisma]] sy ny [[katolisisma]] ary ny [[Kristianisma ortodoksa|ortodoksia]] ny [[batisan'ny mino]] (batisan'olon-dehibe). Ny Evanjelisma ankehitriny dia ahitana mpivavaka 285 000 000 maneran-tany (tsy voaisa ao ny [[Pentekotisma|Pentekotista]]), ka mahefeno ny 13%n'ny Kristiana eran-tany izany.
 
== Fifandraisana amin'ny samy Kristiana ==