Tandrok' i Afrika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba an'i Afrika
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-2:
Ny '''Tandrok'i Afrika''' dia anarana iantsoana ny saikanosion'i [[Afrika Atsinanana]] izay hita avy any amin'ny morontsiraka atsimon'ny [[Ranomasina Mena]] hatrany amin'ny morontsiraky ny [[Ranomasin'i Arabia]], ka mandalo ny [[Helodranomasin'i Adena]] sady miendri-tandroka rinoserosy. Io teny io dia manondro indrindra ny faritra misy ny firenena efatra, dia i [[Somalia]] sy i [[Jibotý]] sy [[Etiopia]] ary i [[Eritrea]]. Manana velarana mirefy 2.000.000 km<sup>2</sup> eo ho eo ny Tandrok'i Afrika sady misy mponina miisa 106.200.000 eo ho eo, ka ny 90.000.000 dia ao Etiopia, ny 10.000.000 ao Somalia, ny 6.000.000 ao Eritrea ary ny 700.000 ao Jiboty.
 
Ny Tandrok'i Afrika dia atao hoe ''Geeska Afrika'' aminamiun'ny [[fiteny somaly]], የአፍሪካ ቀንድ / ''yäAfrika Qänd'' amin'ny [[Fiteny amharika|fiteny amarika]], ቀርኒ ኣፍሪቃ / ''K’erinī Afirīka'' amin'ny [[fiteny tigrinia]] ary القرن الأفريقي / ''al-Qarn al-'Afrīqī'' aminamjin'ny [[fiteny arabo]].