Fiteny semitika atsimo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Jereo
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Semitic languages.svg|vignette|373x373px|Fiteny semitika]]
Ny '''fiteny semitika atsimo''' dia sampan'ny [[fiteny semitika]] tenenina ao amin'ny tapany atsimon'i [[Azia Andrefana]]. Ny fiteny semitika atsimo dia ahitana ny [[fiteny arabo]], ny fitenim-paritra avy aminy ary ny [[fiteny maltey]], ireo fiteny ao amin'ny tapany atsimon'ny saikanosy Arabika sy ireo fiteny semitika ao Etiopia (dia ny [[fiteny gezy]], [[Fiteny amharika|fiteny amarika]], ny [[fiteny tigra]], ny [[fiteny tigrinia]] ary ny [[fiteny goraja]]).