Fiteny semitika andrefana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Jereo
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Semitic languages.svg|vignette|438x438px|Fiteny semitika]]
Ny '''fiteny semitika andrefana''' dia sampan'ny [[fiteny semitika]] hita amin'ny tapany andrefan'ny faritr'i [[Azia Andrefana]]. MizaraIreto hoavy vondrona roa nyireo fiteny semitika andrefana, dia: ny [[fiteny semitika avaratra-andrefanaamorita]] sy(na amoreana), ny [[fiteny semitika atsimo-andrefanaogaritika]]. Ny mampiavaka azy, ireo fiteny ireotao [[Kanaana|Kanàna]] (dia ny fombafiteny fenisiana, fiforonan'ny [[anarana]]fiteny ponika, ny [[Filaza isafiteny (fitsipiteny)|milaza marohebreo]]:, ny fiteny semitikaamonita, avaratrany manisyfiteny tovona famoabita, ny fiteny semitikaedomita), atsimony manova[[fiteny arameana]], ny [[zanapeofiteny arabo]], sasanysy ireo fiteny ao aminatsimon'nyi anaranaArabia, ary ireo fiteny semitikan'i [[Etiopia]] sy [[Eritrea]].
 
Ireto avy ireo fiteny semitika avaratra-andrefana: ny [[fiteny amorita]] (na amoreana), ny [[fiteny ogaritika]], ireo fiteny tao [[Kanaana|Kanàna]] (dia ny fiteny fenisiana, ny fiteny ponika, ny [[fiteny hebreo]], ny fiteny amonita, ny fiteny moabita, ny fiteny edomita) ary ny [[fiteny arameana]].
 
Ireto kosa ireo fiteny semitika atsimo-andrefana: ny [[fiteny arabo]], sy ireo fiteny ao atsimon'i Arabia, ary ireo fiteny semitikan'i [[Etiopia]] sy [[Eritrea]].
 
== Jereo koa ==