Fiteny semitika atsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny semitika
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny semitika atsinana''' dia sampan'ny [[fiteny semitika]] izay tsy ahitana afa-tsy ny [[fiteny akadiana]] sy [[Fiteny asiriana|fiteny siriana]] ary [[fiteny babiloniana]], ka ny roa farany dia fitenim-paritry ny fiteny akadiana.
 
Fantatra noho ny fisiana soratra tamin'ny taona 3000 tal. JK. avy any [[Mesopotamia]] ny fiteny akadiana tao amin'ny ampahany amin'i [[Iràka]]. Ny fiteny akadiana no nisolo ny [[fiteny someriana]]. Voasoratra tamin'ny fiteny akadiana ny lahatsoratra ''Enuma Elish'' sy ny ''Tononkalon'i Gilgamesh''.