Ray Apôstôlika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra kely
Andalana faha-1:
Ny [[Ray Apostolika|Ray apostolika]], ho an’ny Kristiana, dia ireo mpianatra sy mpandimby ny [[Apostoly roa ambin'ny folo]]. Isan'ny [[Rain'ny Fiangonana|Rain'ny fiangonana]] ny Ray apostolika. Ireo mpanoratra literatiora kristiana tamin’ny fiteny grika sady maty maritiry ihany ary ireo tena nalaza tamin'ny taonjato voalohany sy faha-2 no tondroina indrindra amin'ny hoe ''Ray apostolika''. Ny soratr'izy ireo dia tsy nampidirina ho isan'ny boky ao amin'ny [[Baiboly]] nefa heverina fa fitohizan'ny soratr’ireo apostoly mamorona ny [[kanona]]<nowiki/>n’ny [[Testamenta Vaovao]] sady loharano saro-bidy amin'ny fahafantarana ny tantaran'ny fiangonana. Isan'ny atao hoe nosoratan'ireo ray apostolika ny boky atao amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe Διδαχή / ''Didakhê'' ("Fampianarana" izany hoe fampianaran'ireo Apostoly roa ambin'ny folo) nefa tsy fantatra izay nanoratra azy. Ireto avy ireo Ray apostolika ireo: i [[Klemento avy any Roma]], i [[Ignatio avy any Antiokia]], i [[Polikarpo avy any Smirna]] ary i [[Papiasy avy any Hierapoly]].
 
== Jereo koa ==
 
* [[Rain'ny Fiangonana]]