Filazantsara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-5:
 
== Ireo filazantsara na evanjely kanonika ==
Maro ny filazantsara na evanjely, nefa ny efatra amin'ireo ihany no noraisin'ny Kristiana ho boky mendrika ny ho hita ao amin'ny [[Baiboly]], ny hafa rehetra, izay tsy voaray, dia atao hoe [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]]. Ny Filazantsara efatra dia tsy afangaro amin'ireo boky ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] toy ny ''[[Asan'ny Apostoly]]'', ireo [[Epistily]] ary ny ''[[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsin'i JaonaJoany]]'' (na ''ApokalipsanApokalypsin'i Masindahy JoanyJaona'').
 
=== Fanasokajiana ny evanjely kanonika ===
Andalana faha-26:
Miresaka ny amin'ny fitiavan'Andriamanitra ny olombelona rehetra ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|Filazantsaran'i Lioka]]. Izany no nahatonga an'i Jesosy ho tonga eto amin'izao tontolo izao mba hamonjy ny olona rehetra. Maro ny ohatra nataon'i Jesosy momba izany fitiavana izany: ilay Samaritana tsara fanahy, ilay ondry very, ilay zanaka mpandany. I [[Lioka]] ihany no mintantara ny amin'ny namangian'i Jesosy ny tokantranon'ilay mpamory hetra sy ny nilazany koa fa na ny mpanao heloka be vava aza dia afaka ny hanantena hiditra any am-[[paradisa]]. Miresaka misimisy kokoa ny amin'ny Fanahin'Andriamanitra noho ny boky hafa ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] ny Filazantsaran'i Lioka: ny herin'ny [[Fanahy Masina]] tao amin'i Jaona mpanao batisa, ny resaky ny [[anjely]] tamin'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] izay nilaza fa ho tonga aminy ny Fanahy Masina, ny nilazan'i Jesosy fa ny Fanahy Masina no fanomezana lahibe indrindra. Ao no tena ahitana fa nivavaka mandrakariva i Jesosy amin'izay rehetra ataony sy nampianatra mivavaka koa. Ao koa no ahitana ny fitiavan'i Jesosy ireo mahantra. Asehon'i Lioka amin'ny alalan'ny fitantarany ny nihinanan'i Jesosy trondro fa olombelona mitafy nofo i Jesosy izay [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|nitsangana tamin'ny maty]] fa tsy matoatoa.
 
==== Filazantsara araka an'i JaonaJoany ====
Ny [[Filazantsara araka an'i JaonaJoany]] dia mamaly ny fanontaniana hoe : "Iza moa i Jesosy?" Ataon'i Jaona hoe "ny Teny" izay namoronan'Andriamanitra an'izao tontolo izao sy nanomezany aina ny olona rehetra i Jesosy. I Jesosy no ilay Zanak'ondrin'Andriamanitra izay manafaka ny fahotan'izao tontolo izao. Izy ilay efa voasoratr'i [[Mosesy]] sy ny mpaminany. Izy no Zanak'Andriamanitra sady mpanjakan'i Israely. Ao amin'io filazantsara io no ahitana ilay vehivavy Samaritana izay homen'i Jesosy rano velona, ny nananganany an'i Lazarosy tamin'ny maty, ny tsy fatokian'i Tomasy ny amin'ny [[fitsanganan'i Jesosy tamin'ny maty]]. Manao ny tenany ho mofo velona sy fahazavan'izao tontolo izao sy mpiandry tsara ary divay tsara koa i Jesosy. Ny Filazantsaran'i Jaona dia mitantara ny [[fahagagana]] fito nataon'i Jesosy izay ataony hoe "famantarana". Ny handresy lahatra ny mpamaky ny amin'ny maha [[Mesia]] sy Zanak'Andriamanitra an'i Jesosy no tanjon'ny Filazantsaran'i Jaona.
 
== Ireo filazantsara apokrifa ==