Filazantsara araka an' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Thelezifor dia namindra ny pejy Filazantsara araka an'i Jaona any amin'i Filazantsara araka an'i Joany ary nanitsaka fihodinana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Johannesminne BNM.jpg|vignette|''I Jesoa sy ilay mpianatra tiany indrindra'']]
Ny [[Filazantsara araka an'i Jaona|'''Filazantsara''' '''araka''' '''an'i''' '''Jaona''']], na [[Filazantsara araka an'i Jaona|'''Evanjely''' '''araka''' '''an'i''' '''Masindahy''' '''Joany''']] na '''Vaovao Mahafaly araka an'i Masindahy Joany''' dia [[Filazantsara]] na [[Evanjely]] fahefatry ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Mandresy lahatra ny mpamaky azy ny mpanoratra fa i [[Jesosy]] no ilay [[Mesia]] nadrasan'i Israely, dia ny [[Zanak'Andriamanitra]] avy ho Mpamonjy izao tontolo izao (Joa. 4.42). Amin'ny fisehoan'i Jesosy voalohany imasom-bahoaka dia mizara roa ny mpihaino azy: ao ireo manaraka azy ary ao koa ireo mimenomenona sy manohitra azy (Joa. toko 1 - 4) noho izy milaza ny tenany fa nirahina mba hanambara ny zavatra hitany teo amin'Andriamanitra (Joa. 3.32). Milaza ny tenany ho Fiainana, Fahazavana manafaka amin'ny haizina, Fahamarinana manafaka amin'ny lainga izy: izy tenany no Tompo. Eo am-pandrenesana izany rehetra izany dia nanameloka azy ny ankabetsahan'ny olona nefa tsy vitsy koa ireo izay natoky an'ity Mpitondra hafatra ity: "Tompo ô, hankany amin'iza moa izahay? Hianao no manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay." (Joa. 6.68).
 
Niafara tamin'ny fitsarana sy famonoana an'i Jesosy izany fifanoherana sesilany nandritra ny telo taona nifaneraserany tamin'ny vahoaka izany (Joa. toko 13 - 19). Nefa [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|natsangan'Andriamanitra]] ho velona mandrakizay izy. Izany no manaporofo fa ireo teny rehetra noteteniny dia marina daholo. Izany no nahatonga an'i [[Tomasy]] (na Tômà) ho resy lahatra ka nanao hoe: "Tompoko sy Andriamanitro" (Joa. 20.28). Manasa ny mpamaky azy mba hanao sahala amin'i Tomasy koa ny mpanoratra ny Evanjely fahefatra, satria hoy izy: "fa voasoratra izao, mba hinoanareo fa Jesosy no Kristy, Zanak'Andriamanitra, ary mba hanananareo fiainana amin'ny anarany, raha mino ianareo." (Joa. 20.31).
Andalana faha-26:
 
=== Ny ''Bokin'ny famantarana'' (toko 1.19–12.50) ===
Natao batisa i Jesosy sy niantso ireo mpianany ary nanomboka ny asa fanompoany eto an-tany<ref name=":0"><small>Van der Watt, Jan (2008). ''[https://books.google.com/?id=8nRJDwAAQBAJ&dq=Johannine+literature An Introduction to the Johannine Gospel and Letters]''. Bloomsbury. <nowiki>ISBN 9780567521743</nowiki>, p. 10.</small></ref>. Nandeha nitety tanàna izy mba hanambara amin'ny mpihaino azy ny amin'[[Andriamanitra Ray]], mba hanome ny [[fiainana mandrakizay]] ho an'izay rehetra vonona ny hino azy ary nanatanteraka [[fahagagana]] izay famantarana ny fahamarinan'ny fampianarany (39 40). Izany dia niteraka tsy fifankahazoana teo amin’ny mpitondra fivavahana (izay efa niseho lany manomboka eo amin'ny Joa. 5.17-18), izay nanapa-kevitra ny hamono azy<ref name=":0" />.[[Sary:В. Е. Маковский Чудо в Кане.jpg|vignette|272x272px|''Ny fahagagana tao Kanà,'' nataon'i Vladímir Makovski.]]
 
==== I Jesosy tao Galilea sy ny manodidina (1.19-4.54) ====
 
*[[Sary:В. Е. Маковский Чудо в Кане.jpg|vignette|272x272px|''Ny fahagagana tao Kanà'' - nataon'i Vladímir Makovski.]]Fijoroan'i [[Joany mpanao batisa|JaonaJoany]] (na JoanyJaona) ho vavolombelona (1.19-34)
* Ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianatra]] voalohany (1.35-51)
* Fahagagana voalohany: fanovana ny rano ho divay tao Kanà (2.1-12)
Ligne 38 ⟶ 37 :
* Nambara tamin'ireo [[Samaritana]] ny [[Mesia]] (4.1-42)
* Fahagagana faharoa: fanasitranana ny zanaky ny manam-boninahitra tany [[Galilea (faritra)|Galilea]] (4.43-54)
 
[[Sary:V&A - Raphael, Christ's Charge to Peter (1515).jpg|vignette|281x281px|''Fanomezan'i Jesosy andraikitra an'i Petera,'' nataon'i Rafael Sanzio (1515). ]]
 
==== Finoana sy tsy finoana (5.1-7.9) ====
 
*[[Sary:V&A - Raphael, Christ's Charge to Peter (1515).jpg|vignette|281x281px|''Fanomezan'i Jesosy andraikitra an'i Petera'' - nataon'i Rafael Sanzio (1515). ]]Fanasitranana ilay malemy tao Jerosalema (5.1-15)
* Ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] sy ny [[Zanak'Andriamanitra|Zanaka]] (5.16-30)
* Ireo vavolombelon'ny Zanaka (5.31-47)
Ligne 48 ⟶ 49 :
* Ny mofon'aina (6.22-6.65)
* Ny [[Fanekem-pinoana|fanekem-pinoan]]'i [[Petera]] (6.66-71)
 
[[Sary:La curacion del ciego El Greco Dresde.jpg|vignette|258x258px|''Fampahiratana an'ilay jamba,'' nataon'i El Greco (1567)]]
 
==== I Jesosy tao Jerosalema sy ny manodidina (7.1-12.50) ====
 
* I Jesosy taonankalaza amin'ny fetin'ny Tranolay tao Jerosalema (7.1-13)
* Mitombo ny fanoherana an'i Jesosy (7.14-24)
* Ady hevitra momba ny fiavian'i Jesosy (7.25-30)
Ligne 59 ⟶ 62 :
* I Jesosy no fahazavan'izao tontolo izao (8.12-30)
* Ny tena zanak'i [[Abrahama]] (8.31-51)
*[[Sary:La curacion del ciego El Greco Dresde.jpg|vignette|258x258px|''Fampahiratana an'ilay jamba'' - nataon'i El Greco (1567)]]Ny nampahiratana ilay teraka jamba (9.1-12)
* Fanadihadiana ny amin'ilay fahagagana, ny tena jamba (9.13-41)
* Ny mpiandry tsara (10.1-21)
Ligne 72 ⟶ 75 :
 
=== Ny ''Bokin'ny voninahitra'' (toko 13.1–20.31) ===
I Jesosy dia nanombana ireo mpianany amin'ny fiainan'izy ireo hoavy amin'ny tsy haha eto an-tany azo tsapain-tanana intsony azy ka nivavaka ho azy ireo sy ho an'ny tenany koa. Fanomanana ny mpamaky hiatrika ny tantaran'ny fijaliany sy ny fahafatesany ary ny [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|fitsanganany]] amin'ny maty izany. Mifarana amin'ny famaranana ny amin'ny tanjon'ilay Filazantsara izany: "mba hinoanana fa i Jesosy no Kristy, Zanak'Andriamanitra sady mba hinoana fa hanana ny fiainana amin'ny anarany"<ref name=":1"><small>Moule, C. F. D. (July 1962). "The Individualism of the Fourth Gospel". ''Novum Testamentum''. 5 (2/3): 171–90.doi:10.2307/1560025. [https://www.jstor.org/stable/1560025 JSTOR] 1560025. p. 172.</small></ref>.[[Sary:Palma Giovane wash.jpg|vignette|''Fifanasan-tongotra,'' nataon'i Palma el Joven (1591-1592)|254x254px]]
 
==== Ny fametraham-beloman'i Jesosy (13.1–17.26) ====
 
*[[Sary:Palma Giovane wash.jpg|vignette|''Fifanasan-tongotra'' - nataon'i Palma el Joven (1591-1592)|254x254px]]Nifanasa tongotra i Jesosy sy ny mpianany (13.1-20)
* Ny amin'ilay hamadika an'i Jesosy (13.21-30)
* Didy vaovao (13.31-38)
Ligne 103 ⟶ 106 :
* Niseho tamin'i [[Tomasy]] sy ny mpianatra hafa i Jesosy (20.24-29)
* Fehin-teny voalohany (20.30-31)
 
[[Sary:La pêche miraculeuse de Gustave Doré.jpg|vignette|''Ilay jono mahagaga,'' nataon'i Gustave Doré]]
 
=== Teny famaranana (toko faha-21.1-25) ===
[[Sary:La pêche miraculeuse de Gustave Doré.jpg|vignette|''Ilay jono mahagaga,'' nataon'i Gustave Doré]]Ny toko faha-21 dia mitantara ny fisehoan'i Jesosy taorian'ny [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|fitsanganany ho velona]] tamin'ireo mpianany tao [[Galilea (faritra)|Galilea]], ny jono mahagaga, ny famerenene indray an'i [[Petera]] amin'ny toerany ary ny anjaran'ilay mpianatra tian'i Jesosy indrindra<ref name=":1" />.
 
*Ilay jono mahagaga teo amoron'ny [[farihy Tiberiasy]] (21.1-14)