Epistily faharoa nosoratan' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Thelezifor dia namindra ny pejy Epistily faharoa nosoratan'i Jaona any amin'i Epistily faharoa nosoratan'i Joany ary nanitsaka fihodinana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Epistily faharoa nosoratan'i Jaona|'''Epistily faharoa nosoratan'i Jaona''']] na [[Epistily faharoa nosoratan'i Jaona|'''Epistola faharoa nosoratan'i Joany''']] na [[Epistily faharoa nosoratan'i Jaona|'''Taratasy faharoa nosoratan'i Joany''']] dia boky ao amin'ny [[Baiboly]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ireo atao hoe epistily. Atao hoe [[Epistily katolika]] io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra. Ny Epistily faharoan'i Joany dia soratra fohy indrindra ao amin'ny Baiboly kristiana, tsy misy afa-tsy andininy 13 ny ao amin'io epistily io. Tokony ho teo anelanelan'ny taona 90 sy 110 no nanoratana azy.
 
== Ny anaran'ny boky ==